Antananarivo, 27 mai 2024. La Commission électorale nationale indépendante - CENI a organisé une séance d'information sur les élections législatives à l'intention des observateurs internationaux.
Le Ministère des Affaires étrangères a été invité à cette séance d'information et y était représenté par le Directeur de l'Intégration et de la Coopération régionale, Madame Mbola ANDRIANANTOANDRO .
Lors de cette séance, le Secrétaire exécutif national a annoncé que 206 observateurs, nationaux et internationaux, accrédités auprès de la CENI, seront déployés à travers tout Madagascar. Ces observateurs joueront un rôle crucial en surveillant le processus électoral avant, pendant, et après les élections.
La session a permis de présenter des informations détaillées, incluant le calendrier des activités de la CENI, les statistiques nationales, ainsi que les lois et règlements en vigueur. Les formalités pour les observateurs ont été expliquées, tout comme leurs droits et devoirs. Des consignes organisationnelles et logistiques ont également été partagées, visant à assurer le bon déroulement des élections.
Un guide pratique a été présenté pour faciliter la compréhension du processus électoral. Ce guide couvre la structure et le fonctionnement des bureaux de vote, les étapes des élections, le remplissage des documents électoraux, les enregistrements et le dépouillement, ainsi que la protection et la transparence des résultats. Le circuit d’acheminement des résultats a également été expliqué en détail.
D'autres sujets importants ont été discutés, tels que l'acheminement, la disponibilité et la sécurisation des matériels et documents électoraux dans tous les bureaux de vote, en particulier dans les provinces. La mise à jour de la liste électorale, la sécurisation des bureaux de vote, ainsi que la formation et le suivi des membres des bureaux de vote ont également été abordés. Des contrôles et suivis seront effectués le jour du scrutin pour assurer la régularité du processus.
Au total, 20 Délégations d’observateurs internationaux observeront les élections législatives, en l’occurrence 13 associations et ONG internationales, le PNUD, 3 représentations diplomatiques (le Royaume-Uni, les Etats-Unis et l’Union européenne), 3 Organisations Internationale et régionales (OIF, UA et SADC). En conclusion, la présence des observateurs internationaux est essentielle. Elle fait partie intégrante du renforcement du processus électoral, en assurant sa transparence, son inclusivité et sa sécurisation.
-------
Fampitam-baovao anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI) momban’ny fifidianana solombavambahoaka.
Antananarivo, 27 mey 2024. Nikarakara fampahafantarana momba ny fifidianana solombavambahoaka ho an’ny mpanara-maso iraisam-pirenena ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana – CENI androany teny Alarobia. Tonga nisolo-tena ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny nandritra izany fotoana izany i Ramatoa ANDRIANANTOANDRO Mbola, Tale misahana ny Vondrotendrom-paritra sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Faritra.
Nambaran’ny sekretera mpanatanteraka nasionaly nandritra ity fihaonana ity fa 206 ireo mpanara-maso, nasionaly na iraisam-pirenena, voamarika anivon’ny CENI, izay hipariaka manerana an’i Madagasikara. Marihina fa handray anjara lehibe amin’ny fanaraha-maso ny fizotran’ny fifidianana mialoha sy mandritra ary aorian’ny fifidianana ireto iraka mpanara-maso ireto.
Nitondra fanazavana amin’ny antsipiriany ihany koa ny Sekreteka mpanantanteraka nasionaly, isan’izany ny tetiandrom-piasan’ny CENI, ny antontan’isa nasionaly, ny lalàna sy ny didy aman-dalàna manan-kery. Nifampizarana ihany koa ny toromarika momba ny fandaminana sy ny lozisialy natao hiantohana ny fampandehanana ny fifidianana.
Naseho nandritra izany fotoana izany ihany koa ny torolalana hanamora ny fahazoana ny fizotran'ny fifidianana. Ity torolalana ity dia mirakitra ny rafitra sy ny fiasan'ny birao fandatsaham-bato, ny dingan'ny fifidianana, ny famitana ny antontan-taratasy momba ny fifidianana, ny fisoratana anarana ary ny fanisam-bato, mba hisian’ny mangarahara mandritra izany rehetra izany.
Lohahevitra lehibe hafa koa no noresahana, toy ny fanaterana, ny fahazoana ary ny fiarovana ny fitaovana sy antontan-taratasy momba ny fifidianana any amin’ny biraom-pifidianana rehetra, indrindra any amin’ny faritany. Noresahina ihany koa ny fanavaozana ny lisi-pifidianana, ny fiarovana ny biraom-pifidianana, ny fanofanana sy ny fanaraha-maso ireo mpikambana ao amin’ny biraom-pifidianana.
Marihina fa miisa 20 ny Delegasiona mpanara-maso ny fifidianana iraisam-pirenena izay handray anjara amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana solombavambahoaka, ka Fikambanana (Associations)