Madagasi-Kanto - MAE

 25 mai 2024. Journée récréative pour les membres de la chorale MAE chez Patrakala Ambohimarina Ivato. Une occasion pour le bureau actuel de présenter le logo et la nouvelle appellation de cette organisation au sein du Ministère des Affaires étrangères. Désormais, la chorale alliera "Kalo" et "Kanto" (chant - art), car cette entité ne se limite pas seulement au chant, mais s'élargit à d'autres domaines comme la danse, le théâtre et diverses formes d'art pour l'épanouissement de ses membres.
 
C'était une opportunité pour les membres de se divertir et de se retrouver pour un moment convivial, un investissement du Ministère dans son capital humain.
 
Le prochain renouvellement des membres du bureau ainsi que les activités futures ont également été abordés lors de cette rencontre.
----
 
Madagasi-Kanto _ MAE 
 
25 mey 2024. Nisintaka kely ny birao eny Anosy ka niala voly teny amin'ny Patrakala Ambohimarina Ivato androany ireo mpikambana amin'ny Antoko mpihira eo anivon' ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny.
 
Fotoana nanehoana tamin'ireo mpikambana ny sary famantarana (logo) ity fikambanana ity, sy fampahafantarana ihany koa ny fivelarana amin'ny sahanasa hafa toa ny dihy, ny teatra sy ny Kanto maro hafa, hampivelatra ny talentan'ny tsirairay. 
 
Manampy ny fikambanana rahateo ny Minisitera amin'ny fandraisany anjara amin'ny fampivoarana ny maha olona ho an'ny mpiasa ao aminy. 
 
Anisan'ny nodinihina nandritra ity fihaonana ity ny fanavaozana ny birao, sy ireo sehatrasa hosahanina ato ho ato.