Rencontres bilatérales en marge du Conseil des ministres de la SADC à Harare
Harare, le 14 août 2024. Lors du récent Conseil des ministres de la Communauté de développement d'Afrique australe /SADC, la Ministre des Affaires étrangères, SEMme Rafaravavitafika Rasata, a mené une série de rencontres fructueuses avec ses homologues de la République du Zimbabwe, de la République de Tanzanie et de la République d’Angola, renforçant ainsi les relations bilatérales et la coopération régionale.
𝗥𝗲𝗻𝗳𝗼𝗿𝗰𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗱𝗲𝘀 𝗹𝗶𝗲𝗻𝘀 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗹𝗲 𝗭𝗶𝗺𝗯𝗮𝗯𝘄𝗲
Lors de sa rencontre avec le Dr Frederick Shava, Ministre des Affaires et du Commerce international du Zimbabwe, Madame la Ministre a félicité le Dr Shava pour sa présidence en exercice de la SADC et a exprimé la gratitude de la délégation malagasy envers le Zimbabwe pour l’accueil chaleureux et l’hospitalité exemplaire. Les discussions ont mis l'accent sur l'échange de bonnes pratiques dans l'organisation du Sommet et de la présidence de la SADC.
𝗙𝗲́𝗹𝗶𝗰𝗶𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗮𝘂 𝗻𝗼𝘂𝘃𝗲𝗮𝘂 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗿𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗔𝗳𝗳𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗲́𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗲̀𝗿𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗧𝗮𝗻𝘇𝗮𝗻𝗶𝗲
Dans une autre rencontre, SEMme Rasata a félicité SEM Thabit Kombo pour sa récente nomination au poste de Ministre des Affaires étrangères de la République de Tanzanie. La Ministre a exprimé le souhait de renforcer les liens avec la Tanzanie tout en sollicitant une coopération dans l’objectif de renforcer les compétences dans le secteur minier à Madagascar. Quant au Ministre Kombo a exprimé l’intérêt de la Tanzanie à développer davantage la coopération bilatérale et a proposé l'organisation d'un forum d'affaires pour approfondir les échanges commerciaux et économiques entre les deux nations.
𝗘𝘅𝗰𝗲𝗹𝗹𝗲𝗻𝘁𝗲𝘀 𝗿𝗲𝗹𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗯𝗶𝗹𝗮𝘁𝗲́𝗿𝗮𝗹𝗲𝘀 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗹'𝗔𝗻𝗴𝗼𝗹𝗮
Enfin, lors de sa rencontre avec SEM Teté António, Ministre des Relations extérieures de l’Angola, SEMme Rasata a exprimé sa reconnaissance pour l'excellente qualité des relations bilatérales entre Madagascar et l'Angola, marquées par une coopération solide et continue.
Dans le cadre de ces rencontres bilatérales, la Ministre Rafaravavitafika Rasata a profité de l'occasion pour présenter officiellement la candidature de Madagascar au poste de Président de la Commission de l'Union africaine. Elle a souligné l'engagement de Madagascar à apporter un leadership dynamique et inclusif au sein de l'Union africaine, visant à promouvoir le développement durable, la paix et la stabilité sur le continent. Le Zimbabwe, la Tanzanie et l'Angola ont exprimé leur soutien à cette candidature et leur volonté de renforcer les relations bilatérales avec Madagascar.
----
𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 : 𝙁𝙞𝙝𝙖𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙢𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙞𝙣'𝙞 𝙕𝙞𝙢𝙗𝙖𝙗𝙬𝙚, 𝙏𝙖𝙣𝙯𝙖𝙣𝙞a 𝙖𝙧𝙮 𝘼𝙣𝙜𝙤𝙡𝙖.
Harare, 14 Aogositra 2024. Teo ankilan’ny filankevitry ny minisitra SADC tao Harare, dia fihaonana maromaro tamin’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny tamin’ny firenena afrikana no notanterahin-dRamatoa RASATA Rafaravavitafika, Minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy dia ny avy amin’ny Repôblikan’i Zimbabwe, Tanzanie ary Angola. Fihaonana nanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo firenena ireo.
𝗙𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶 𝗭𝗶𝗺𝗯𝗮𝗯𝘄𝗲
Nandritra ny fihaonan-dRamatoa Minisitra malagasy tamin’ny Dr Frederick Shava, Minisitry ny Raharaham-bahiny sy ny varotra ivelany any Zimbabwe, no nanehoany fisaorana noho ny fandraisana nahafa-po nataon’ity firenena ity izay mitarika ny SADC amin’izao fotoana izao, sy nandray ny fihaonana.
𝗙𝗶𝗿𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗥𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗶𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘇𝗮𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼
Tamin’ny fihaonany tamin’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny tanzaniana, Thabit Kombo kosa no niarahan-dRamatoa RASATA Rafaravavitafika ny fanendrena azy ho minisitry ny Raharaham-bahiny ao amin’ny Repoblikan’i Tanzania. Nandritra io fihaonana io ihany koa no nanehoany ny faniriany hanamafy orina ny fifandraisana amin’i Tanzania sy nangatahany fiaraha-miasa amin’ny hanamafisana ny fahaiza-manao eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara.
Tetsy andaniny, ny Minisitra Kombo dia naneho fa liana i Tanzania amin'ny fampivoarana bebe kokoa ny fiaraha-miasa eo amin'ny firenena roa tonta izy ary nanolo-kevitra izy ny hananganana sehatra ara-barotra hanamafisana ny fifanakalozana ara-barotra sy ara-toekarena eo amin'ny firenena roa tonta.
𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶 𝗔𝗻𝗴𝗼𝗹𝗮
Nandritra ny fihaonany tamin’ny Minisitra Teté António, Minisitry ny fifandraisana ivelany avy any Angola, kosa dia nampivoitra ny fahamatorana sy fitohizan’ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta ny Minisitra RASATA Rafaravavitafika.
Tao anatin’ny fihaonan’ireo fihaonana ireo ihany koa no nanararaotra nanolotra tamin’ny fomba ofisialy ny firotsahan’i Madagasikara ho filohan’ny vaomieran’ny Vondrona Afrikanina ny Minisitra Rafaravavitafika Rasata. Nasongadiny ny fahavononan’i Madagasikara amin’ny fitarihana mavitrika ity Vondrona Afrikanina ity, izay mikendry ny hampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra, ny fandriampahalemana ary ny fitoniana eto amin’ny kaontinanta afrikana. Zimbaboe, Tanzania ary Angola dia naneho ny fanohanany io filatsahan-kofidiana io sy ny faniriany hanamafisana ny fifandraisan’ireo tany ireo amin’i Madagasikara.