Arrivée du Navire-Hôpital Chinois "Arche de la Paix" à Antsiranana
Antsiranana, le 26 juillet 2024 – Le navire-hôpital chinois "He Ping Fang Zhou", également connu sous le nom de « Arche de la Paix », est arrivé au port d’Antsiranana aujourd'hui.
La Ministre Rafaravavitafika Rasata, Ministre coach de la région DIANA, fait partie de la délégation dirigée par le Premier Ministre, Monsieur Christian Ntsay, actuellement sur place pour accueillir et visiter le navire emblématique "He Ping Fang Zhou" qui est spécifiquement conçu pour les missions humanitaires.
Dans le cadre de la « Mission Harmonie 2024 », le "He Ping Fang Zhou" fournira des services médicaux gratuits à la population locale pendant une semaine, débutant le 26 juillet. Cette initiative représente une première historique pour la marine chinoise en termes de visite et de soutien humanitaire à Antsiranana.
Depuis le début de la Mission Harmonie en 2008, Madagascar est le 46ème pays visité par le navire qui mesure 178m de long et 24m de large, avec 386 militaires et civils travailleurs à bord. Cette "Arche de la Paix" peut accueillir jusqu'à 700 patients en une journée.
Cette mission qui durera une semaine à Madagascar symbolise la solidarité et l’amitié sino-malgache qui ne cesse de se renforcer, et témoigne de l'engagement de la Chine à soutenir les efforts de développement et de bien-être des populations locales.
Cette mission s’inscrit également dans le cadre du 52ème anniversaire des relations diplomatiques entre Madagascar et la Chine.
——
Mission Harmonie 2024
Antsiranana, faha 26 jolay 2024. Nigadona ao amin’ny seranan-tsambon’Antsiranana androany ny sambo-hopitaly sinoa “He Ping Fang Zhou”, mitondra ny anarana hoe “Arche de la paix”.
Ny Praiminisitra Ntsay Christian no nitarika ny delegasiona any an-toerana, izay ahitana an-dRamatoa Rasata Rafaravavitafika, Minisitry ny Raharaham-bahiny no sady minisitra mpiahy ny faritra DIANA, no nitsena ny sambo « He Ping Fang Zhou » izay miantsehatra manokana amin’ny asa fitsinjovana ny mahaolona.
Mandritra ity "Mission Harmonie 2024" ity, ny sambo "He Ping Fang Zhou" no hanome fitsaboana maimaim-poana ho an'ny mponina ao an-toerana mandritra ny herinandro, izay manomboka androany faha 26 jolay. Marihina fa voalohany amin’ny tantaran’ny tafika an-dranomasina sinoa izao fitsidihana sy fanampiana ny lafiny maha-olona izao hoan’ny vahoakan’Antsiranana, ary afaka mandray marary 700 ao anatin’ny iray andro ity sambo “Arche de la paix” ity.
Firenena faha-46 notsidihin’ity sambo ity i Madagasikara hatramin’ny niantombohan’ny “Mission Harmonie” tamin’ny taona 2008. Mirefy 178m ny halavany ary 24m ny sakany, ary misy mpiasa miaramila sy sivily miisa 386 ao anatiny.
Marihina fa ny fanatanterahana fitsidihana hiasa hoan’ny maha-olona toy izao ao Antsiranana izao dia manamafy hatrany ihany koa ny firaisan-kina eo amin’ny firenena roa tonta.
Anatin’ny fankalazana ny faha 52 taonan'ny fifandraisana diplomatika teo amin'i Madagasikara sy Chine ihany koa n’y fahatongavan’ity sambo hopitaly sinoa ity.