Madagascar - Organisation Mondiale de la Santé
Antananarivo, le 25 juillet 2024. Des représentants du Secrétariat de l'Organisation Mondiale de la Santé (OMS) ont été reçus par Monsieur Herizo Rakotomalala, Directeur de Cabinet du Ministère des Affaires Étrangères, à Anosy ce jour.
Madagascar, en tant que partie à la Convention-cadre de l'OMS pour la lutte antitabac (FCTC), a accueilli cette rencontre dans le cadre du suivi de la mise en œuvre du Protocole Facultatif visant à éliminer le commerce illicite des produits du tabac.
Madagascar a déjà accompli des progrès significatifs dans la lutte contre le tabagisme. Néanmoins, des défis importants demeurent, notamment la mise en place d'une législation rigoureuse en adoptant une loi relative à la lutte antitabac, l'application des mesures du Protocole pour éliminer le commerce illicite des produits du tabac, la réglementation des nouveaux produits du tabac et la formation en addictologie.
—-
Madagasikara – Vondrona iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana (OMS)
Antananarivo, 25 jolay 2024. Noraisin’Andriamatoa Herizo Rakotomalala, Talen’ny kabinetran’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny, tetsy Anosy, ny solontenan’ny Vondrona iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana (Organisation Mondiale de la Santé).
Amin'ny maha-mpandray anjara mavitrika an’i Madagasikara ao anatin’ny “Convention-cadre” an’ny OMS miady amin’ny fifohana sigara (FCTC), no nahafahana nampiantrano ity fivoriana ity ho fanaraha-maso ny fampiharana ny “Protocole facultatif” hanafoanana ny varotra tsy ara-dalàna amin'ny vokatra avy amin’ny sigara.
Efa nisy fandrosoana goavana teo amin’ny ady amin’ny sigara izay notanterahan’i Madagasikara. Na izany aza, mbola mitoetra ny fanamby lehibe izay hahafahana mametraka lalàna mifehy momba ny ady amin’ny fifohana sigara, ny fampiharana ny fenitra hanafoanana ny varotra tsy ara-dalàna sy ny fifehezana ny vokatra miodidina ny sigara, ary ny fanamafisana ny fiofanana momba ny fiankinan-doha amin’ny sigara.