Madagascar : Renforcement de l'Engagement pour la Protection des Océans et le Développement Durable

New York, le 16 juillet 2024 – Madame Rafaravavitafika Rasata, Ministre des Affaires étrangères, accompagné de Monsieur Max Fontaine, Ministre de l’Environnement et du Développement durable, a rencontré Monsieur FATUMANAVA-O-UPOLU III DR PA’OLELEILUTERU , président de l'Alliance des petits États Insulaires (AOSIS) et représentant du Samoa auprès des Nations Unies depuis 2021. Cette rencontre s'inscrit dans le cadre du déplacement de Madame la Ministre à New York.

Madagascar se classe comme le troisième pays le plus vulnérable aux changements climatiques, mettant en péril la pêche côtière et hauturière, ainsi que les écosystèmes de récifs coralliens et les mangroves exposées aux risques de la montée du niveau de la mer et aux événements météorologiques extrêmes.

En intégrant le groupe AOSIS, Madagascar aspire à établir de nouveaux partenariats pour l'économie bleue, tout en prônant la mise en œuvre de programmes et de plans d'action pour un développement durable. Cela inclut l'utilisation des ressources marines et côtières tout en préservant la biodiversité.

Malgré sa vaste superficie, Madagascar est un État insulaire en développement, partageant les mêmes vulnérabilités que les autres membres du Groupe. Cette reconnaissance de vulnérabilités communes renforce la solidarité et la coopération entre les nations pour un avenir plus sûr et durable.

************

Fanamafisana ny fiarovana ny ranomasina sy ny fampandrosoana maharitra

New York, 16 Jolay 2024 – Nihaona tamin’Andriamatoa FATUMANAVA-O-UPOLU III DR PA’OLELEILUTERU, Filohan’ny Alliance of Small Island States (AOSIS) sady solontenan’ny Samoa eo anivon’ny Firenena Mikambana i Ramatoa Rafaravavitafika Rasata, Minisitry ny Raharaham-bahiny sy Andriamatoa Fontaine Max. Tafiditra ao anatin’ny dian’ny Ramatoa Minisitra any New York ity fihaonana ity.

Firenena marefo fahatelo i Madagasikara amin'ny fiovaovan'ny toetr'andro, izay mampidi-doza ny jono amoron-tsiraka sy an-dranomasina, ary koa ny tontolo iainana amin'ny haran-dranomasina sy ny ala honko iharan'ny risika amin'ny fiakaran'ny ranomasina sy ny toetry ny andro.

Manam-paniriana ny hiditra ny vondrona AOSIS i Madagasikara ary maniry ny hanangana fiaraha-miasa vaovao ho an'ny toekarena manga, manohana ny fampiharana ny programa sy ny drafitry ny asa ho an'ny fampandrosoana maharitra.

Tafiditra ao anatin’izany ny fampiasana ny harena an-dranomasina sy ny morontsiraka eo amin’ny fiarovana ny zava-manan'aina.

Na dia eo aza ny velaran-tany midadasika, dia Nosy andalampandrosoana i Madagasikara, manana fahalemena mitovy amin'ireo mpikambana hafa ao amin'ny Vondrona. Manamafy ny firaisankina sy ny fiaraha-miasa eo amin'ireo firenena ho amin'ny hoavy azo antoka sy maharitra kokoa ny fiarahana miasa amin'ireo Nosy mivodrona ao amin’ny AOSIS