Le Ministère des Affaires étrangères à la 18ème Édition de la Foire Internationale de Madagascar (FIM)
Antananarivo, 23 mai 2024 - Madame Rafaravavitafika Rasata, Ministre des Affaires étrangères, a ouvert officiellement la 18ème édition de la Foire Internationale de Madagascar en tant que marraine de l’événement, qui se tient actuellement au Parc des Expos Forello à Tanjombato.
Durant son allocution, Madame la Ministre a exprimé sa fierté d'accompagner cet événement phare pour le secteur privé malagasy, en indiquant que la FIM est une plateforme essentielle pour des échanges fructueux et des partenariats, offrant de vastes opportunités d'affaires aux acteurs économiques de Madagascar et de la région de l'océan Indien et plus tard avec le monde entier.
Elle a souligné l'importance de cet événement dans la promotion de l'industrialisation et la valorisation du capital humain, deux des trois piliers de la Politique générale de l'État instruite par le Président de la République de Madagascar. Elle a profité de cette occasion pour saluer les efforts continus et les innovations apportées par tous les membres du secteur privé malagasy.
En tant que marraine de l’événement, Madame la Ministre a réaffirmé l'engagement du Ministère des Affaires étrangères dans le développement de nouveaux partenariats public-privé, aux côtés du Ministère de l’Industrialisation et du Commerce.
Madame la Ministre a clôturé son discours en souhaitant que les 4 prochains jours ouvriront la voie à de nouvelles opportunités et de partenariats gagnant-gagnant.
—
Fandraisan’anjaran’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny amin’ny andiany faha-18 amin’ny Foara iraisam-pirenena eto Madagasikara (FIM).
Antananarivo, 23 mey 2024 – Nandray anjara tamin’ny fanokafana ny Foara Iraisam-pirenena Madagasikara andiany faha-18, Ramatoa Rasata Rafaravavitafika, Minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy, izay atao ao amin’ny Parc des Expos Forello eny Tanjombato mandritra ny efatr’andro.
Nandritra ny lahateniny no nanehoan-dRamatoa Minisitra ny fanohanany ity hetsika lehibe ho an’ny sehatra tsy miankina malagasy ity, izay mampiseho fa sehatra iray manana ny lanjany amin’ny fifanakalozana ara-toekarena sy fiaraha-miasa mahomby ny FIM, noho izany manome fahafahana ara-barotra midadasika ho an’ireo mpandraharaha eto Madagasikara sy ny faritry ny ranomasimbe Indianina, ary atsy ho atsy ireo mpandraharaha maneran-tany.
Nohamafisiny ny maha zava-dehibe izao hetsika izao amin’ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fampivoarana ny maha-olona, izay isan’ny andry roa lehibe anatin’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana. Nanararaotra niarahaba ny ezaka sy ny fanavaozana rehetra nataon’ny mpikambana tsy miankina malagasy rehetra ihany koa ny tenany.
Amin’ny maha ministera mpiahy ity hetsika ity, nanamafy Ramatoa Minisitra ny amin’ny fahavononan’ny minisitera tarihiny manoloana ny fampandrosoana ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina, izay iarahany amin’ny minisiteran’ny Indostria sy ny Varotra. Marihina fa minisitera miahy ity hetsika ity ihany koa ireto farany