Renforcement de la coopération économique entre Madagascar et la Chine

Antananarivo, le  21 Mai 2024. Madame Rafaravavitafika Rasata, Ministre des Affaires étrangères, a reçu en audience Son Excellence Monsieur Ji Ping, Ambassadeur de la République populaire de Chine, dans les locaux du Ministère à Anosy. 
 
Lors de cette rencontre, Madame la Ministre a exprimé la volonté et l'engagement de Madagascar à renforcer le partenariat entre les deux pays. Elle a souligné que les projets de coopération avec la Chine sont en adéquation avec les trois grands piliers de la politique générale de l'État, à savoir, la valorisation du capital humain, la promotion de l'industrialisation et la bonne gouvernance.
 
Madagascar sollicite ainsi la coopération chinoise pour le renforcement des projets dans plusieurs domaines clés, notamment les infrastructures, le transport, l'énergie, ainsi que les projets de renforcement de capacités des acteurs du développement.
 
Par ailleurs, l'Ambassadeur de chine a profité de cette occasion pour inviter les autorités malagasy à participer au 5ème Forum de coopération sino-africaine des Gouvernements locaux. Cette invitation témoigne de l'engagement mutuel des deux pays à approfondir leur partenariat et à explorer de nouvelles opportunités de collaboration.
 
*************
 
Madagasikara – Sina (Chine)
 
Antananarivo, 21 mey 2024. Noraisin'ny Minisitry ny Raharaham-bahiny, Ramatoa Rasata Rafaravavitafika, Andriamatoa Ji Ping, Masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina, teny amin’ny tranoben’ny minisitera etsy Anosy.
 
Naneho ny faniriana sy ny fahavononan’i Madagasikara hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta hatrany Ramatoa Minisitra nandritra io fihaonana io. Nohamafisiny fa ny tetikasa fiaraha-miasa amin’i Sina dia mifanaraka tanteraka amin’ireo andry telo lehibe amin’ny politika ankapoben’ny Fanjakana: ny fampivoarana sy fanomezan-danja ny maha-olona, ny fampiroboroboana ny indostria ary ny fitondrana tsara tantana.
 
Manamafy ny fiaraha-miasa amin’ny Sinoa araka izany i Madagasikara amin’ny fanamafisana ny tetikasa amin’ny sehatra marolafy, isan'izany ny fotodrafitrasa, ny fitaterana, ny angovo, ary koa ny tetikasa hanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra amin’ny fampandrosoana.
 

Nohararaotin'Andriamatoa Masoivoho Ji Ping ny fotoana hanasana ireo manampahefana malagasy handray anjara amin’ny Fihaonamben’ny Fiaraha-miasa Sino-Afrika faha-5 an’ny Governemanta eo an-toerana na koa "5ème Forum de coopération sino-africaine des Gouvernements locaux".