Ministre des Affaires étrangères et le Représentant résident du FMI à Madagascar
Antananarivo, le 21 Mai 2024. Madame Rafaravavitafika Rasata, Ministre des Affaires étrangères, a reçu en audience Monsieur Moktar Benlamine, Représentant résident du Fonds Monétaire International (FMI) à Madagascar dans les locaux du ministère à Anosy.
Madame la Ministre a profité de cette rencontre pour souligner que la mission du FMI à Madagascar s'est déroulée avec succès, avec un retour positif.
D'une part, les discussions entre Madame Rasata et Monsieur Benlamine ont principalement porté sur plusieurs sujets cruciaux, notamment: l'adoption des Lois de finances rectificatives réalistes et l'instauration d'un mécanisme d'ajustement.
D'autre part, le FMI prévoit d'examiner le dossier de Madagascar au sein de son Conseil d'administration prochainement.
Par ailleurs, Madame la Ministre a rappelé que Madagascar a sollicité un diagnostic de gouvernance, démontrant ainsi l'engagement et l'intérêt du gouvernement malagasy à entreprendre des réformes rapides et significatives.
Il est également à noter que Monsieur Moktar Benlamine achèvera son mandat cette année. Néanmoins, il a réaffirmé son soutien et sa disponibilité pour continuer à appuyer Madagascar dans ses efforts de développement et de réforme.
*****************
Minisitry ny Raharaham-bahiny sy ny Solotena maharitry ny FMI
Antananarivo, 21 Mey 2024. Nandray ny solotena maharitry ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI) eto Madagasikara, Andriamatoa Moktar BENLAMINE androany, teny amin’ny trano fiasany ny Minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy RASATA Rafaravavitafika.
Nahazoam-bokatra ary mahomby hoy Ramatoa Minisitra ny fiaraha-miasan’i Madagasikara amin’ny FMI.
Nivoitra nandritra ny fihaonana ny teboka vitsivitsy manamarika ny fiainan’i Madagasikara ankehitriny : ny fandaniana ny tetibola nasiam-panitsiana sy ny fametrahana ny fanitsiana ara-drafitra.
Tetsy andaniny, nampahafantarina teto ny fandinihina ireo antotan-taratasy momba ny hampidirana an’i Madagasikara ao amin’ny filankevi-pitantanan’ny FMI.
Nampahafatatra ny filan’i Madagasikara ny fanaraha-maso ny fomba fitantanana ny firenena ihany koa Ramatoa Minisitra, hanehoana hoy izy, ny firosoan’i Madagasikara amin’ny sori-dalana lehibe ho amin’ny fanavaozana.
Fantatra moa fa ho tapitra amin’ity taona ity ny fe-potoam-piasan’Andriamatoa Moktar Benlamine eto Madagasikara, na izany aza dia nampanantena ny fanohanana an’i Madagasikara amin’ny asa fampandrosoana sy ny fanavaozana izy.