Renforcement des liens entre Madagascar et la Chine

Antananarivo le 14 mai 2024. Une réunion de travail a eu lieu entre le Ministère des Affaires étrangères de Madagascar et la délégation du Ministère du Commerce de la République populaire de Chine, en présence de Monsieur KOLA Emi-Haulin, Secrétaire Général du Ministère des Affaires étrangères, et de Monsieur YUAN Lin, Directeur Général adjoint de la Direction Générale de l’Asie de l’Ouest et de l’Afrique du Ministère chinois du Commerce.
 
  • Au cours de cette réunion, les progrès réalisés dans la mise en œuvre des projets issus de la 8ème Conférence ministérielle du FOCAC de 2021 ont été examinés. Les deux parties ont exprimé leur volonté de renforcer leur collaboration mutuellement bénéfique.
  • Plusieurs projets majeurs de coopération sino-malagasy, tels que la réhabilitation de la RN5A reliant Ambilobe à Vohemar et la coopération technique de l’Hôpital d’Anosiala, ont été achevés. Quant au projet d'aménagement hydroélectrique de Ranomafana sur la rivière Ikopa, le projet majeur qui caractérique la coopération sino-malagasy, sera prochainement mis en œuvre, contribuant ainsi au développement du capital humain et à l'industrialisation, les deux piliers majeurs de la politique générale de l’État.
  • En tenant compte de la vulnérabilité de Madagascar face au changement climatique, des perspectives de renforcement du partenariat sino-malagasy ont été également envisagées, incluant le développement vert, la coopération commerciale, la promotion des investissements chinois à Madagascar et le développement des infrastructures.
Madagasikara - Chine
 
Antananarivo 14 mey 2024. Nanatanteraka fivoriana niaraka ny anivon’ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny Malagasy sy ny Minisiteran'ny varotry ny Repôblika entim-bahoaka Sinoa, izay natrehin' Andriamatoa Sekretera jeneralin'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny, KOLA Emi-Haulin, sy Andriamatoa Tale jeneraly mpanampy ny fitaleavana jeneraly ho an'ny Azia andrefana sy Afrika ny minisiteran'ny varotra Sinoa, YUAN Lin.
  • Noresahina ireo tetikasa maro voarafitra nandritry ny kaonferansa andiany faha 8 ho an'ny ministera FOCAC 2021, nandritra io fivoriana io. Nanamafy ny fiaraha-miasa ny solontena roa tonta mba hahazoana tombotsoa iraisana. 
  • Maro ireo tetikasa lehibe niarahan'ny firenena sinoa sy malagasy niasa, toy ny fanarenana ny lalam-pirenena faha 5A mampitohy an'i Ambilobe sy Vohemar, ny fiaraha-miasa teknika ao amin'ny hopitaly Anosiala, izay samy efa vita tanteraka avokoa. Misy ny tetikasa famokarana herinaratra Ranomafana ao amin'ny reniranon' Ikopa, izay tetikasa lehibe amin’ny fiaraha-miasa sinoa sy malagasy, efa andalam-panatanterahana izany ankehitriny.  Manampy indrindra amin'ny fampivoarana ny maha olona sy indositria, ireo tetik’asa ireo, izay anisan’ny andry 2 lehibe ao anatin'ny potikam-panjakana amin'ny ankapobeany. 
  • Hisy ihany koa ny fanamafisana ny fiaraha-miasa hafa izay hanampiana an'i Madagasikara manoloana ny fiovaovan'ny toetrandro, toy ny fampandrosoana ny tontolo maitso, ao koa ny fiaraha-miasa ara-barotra, ny fampivoarana ny fampiasam-bola eto Madagasikara sy ny fananganana fotodrafitrasa lehibe.