MINISTRE DES AFFAIRES ETRANGERES - DANA GROUP
Madame la Ministre des Affaires étrangères, Rafaravavitafika Rasata a reçu en audience les représentants de l’entreprise grecque DANA GROUP, dans les locaux du ministère à Anosy le 13 mai 2024.
Actif dans plusieurs secteurs notamment la construction, le domaine maritime et le minier ainsi que le tourisme, le Dana Group collabore principalement avec les entreprises Kraoma et Madarail.
Madame la Ministre des Affaires étrangères a saisi cette opportunité pour évoquer la nécessité d’un partage d’expériences avec les écoles navales à Madagascar.
Dans le cadre du renforcement de la coopération entre Madagascar et la Grèce, d’autres pistes de coopération ont été également identifiées.
----
Noraisin-dRamatoa Ministry ny Raharaham-bahiny malagasy teny amin’ny trano fiasany teny Anosy ny alatsinainy faha-13 Mey 2024 ny solontenan’ny orinasa grika DANA GROUP.
Ny sehatry ny fananganana fotodrafitrasa, ny asa an-dranomasina, ny sehatry ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany, ny fizahan-tany no iasan’ity vondrona ity ka hatreto aloha dia ny orinasa Kraoma sy ny Madarail no efa miara-miasa aminy.
Nararaotin-dRamatoa Minisitra ihany koa ity fihaonana ity nitadiavana fifanakalozana traik’efa mahakasika ny fanofanana arak’asa ireo tantsambo malagasy ao amin’ny sekoly momba izany.
Misy ihany koa ankoatra izay ny fijerena sehatra asa afaka iarahan’ny firenena grika sy i Madagasikara miasa.