Rencontre entre la Ministre des Affaires étrangères et l'ASER Group

La Ministre Rafaravavitafika Rasata a reçu en audience les représentants de l'ASER Group dans les locaux du ministère à Anosy le 13 mai 2024.

Spécialisé dans les domaines de la finance et de la construction, ce groupe dispose d’une forte expertise dans le domaine ferroviaire. 

 

Disposé à œuvrer pour le développement de Madagascar dans le cadre d’un partenariat gagnant-gagnant, les deux parties ont identifié des perspectives de coopération durant leur rencontre.

----

Nihaona tamin’ny solontenan’ny vondrona ASER teny amin’ny trano fiasany teny Anosy ny Alatsinainy faha-13 Mey 2024 Ramatoa Minisitra RASATA Rafaravavitafika. 

Ity vondrona ity, dia miasa eo amin’ny sehatry ny fananganana fotodrafitrasa sy ny fitantanam-bola ary ny fitanterana  an-dalamby.

Naneho fahavononana hiara-hiasa ho amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara ity vondrona ity, ka ny andinindinin’ny fiaraha-miasan’ny roa tonta no votoatin’ny dinika natao androany.